Updated Jan 11, 2026 ยท v6.1.1
Tsara ho fantatra mahakasika Ny famindrampon'Andriamanitra sy ny manodidin'azy
Salama tompoko, ankafalina lehibe ho anay no manolotra ho anareo sy ho antsika rehetra ito application ito izay mirakitra ny tsara ho fantatra mahakasika ny famindrampon' Andriamanitra sy ny manodidin' azy araka ny fijoroana vavolombelona nataon' i Mb Masera Faustine. Natao aminy fomba faran' izay tsotra koa ampiasao ary zarao. Aza alefa "ny given" rehefa tena anokatr' azy dia misokatra soamatsara izy.
1 year on Google Play
This app isn't currently appearing in any tracked top charts.